Entry | tomaratara | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Mandefa taratra malefaka tsy mba mamono maso, tahaka ny fitaratra tarafin' ny masoandro efa mirefarefa na vao miposaka [1.1] | |
Explanations in French | Lucide, clair, brillant [1.3] | |
Examples | Tsiriry anie aho ka tsiriry tsiriry eny amoron'ny ony sady maitso no tomaratara [2.131] | |
Other spellings | tomarataratra | |
Updated on 2020/07/31 |