|
|
|
|

Entry1  tolo-kevitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny omena hosainina eo amin' izay atao na heverina
4  [1.13] fehezanteny azo lazaina avy hatrany na marina na diso
Explanations in French  5  [1.13] proposition mathématique, suggestion
6  [1.5#143] proposition
Examples  7  [1.369] Misy tolo-kevitra tsy miova mihitsy fa na ekenao na lavinao
8  [4.27#] Dia tsy maintsy ampifanarahana amin' izany tolokevitra izany ny fitambaran' ny fehezan-dalàna
9  [1.320#] Ny volavola na tolokevitra fanitsiana dia tsy maintsy ankatoavin' ny telo ampahaefatry ny mpikambana ao amin' ny Antenimierampirenena sy ny Antenimierandoholona.
Vocabulary  10  Philosophy
Elementary words  11  tolotra, hevitra

Updated on 2024/12/07