|
|
|
|

Entry1  tokantrano
Elementary words  2  tokana, trano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady
Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao
Explanations in English  5  [1.2] household stuff; the household; house-keeping
6  [1.7] a household; a wife
Explanations in French  7  [1.3] tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage
8  [1.8] ménage; épouse
Examples  9  [1.1] Efa nahazo tokantrano izy
10  [1.1] Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony
11  [2.471] manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola.
12  [2.470] Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy!
Vocabulary  13  Relationships: family
Morphology 
14  Simple :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word tokantrano

Updated on 2024/12/07