|
|
|
|

Entry1  tilikambo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana
Explanations in English  4  [1.7] a tower
Explanations in French  5  [1.8] tour, tour de garde
Examples  6  [2.470] Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny.
Compound words 

Updated on 2024/12/07