Entry |
tilikambo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana [1.1]
|
Explanations in English | A tower [1.7]
|
Explanations in French | Tour, tour de garde [1.8]
|
Examples | Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny.
[2.470]
|
Compound words |
|
|