|
|
|
|

Entry (1/4)1  tety
Part of speech  2  adverb, past form
Examples  3  Feno azy ireny tety amintsika taloha [2.117#100]
4  izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996#23.74.12]
Tables and plates  5  All the adverbs

Entry (2/4)6  tety
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1]
Explanations in French  9  action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 

Entry (3/4)18  tety
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1]
Explanations in French  21  bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3]
22  bouton syphilitique [1.54]
Vocabulary  23  Health
Compound words 

Entry (4/4)25  tety
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27  famangiana [Taisaka] [1.78]

Updated on 2023/08/12