|
|
|
|

Entry (1/2)1  famangiana
Root  2  vangy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  fitsidihana; fitsapana alahelo, fanaladiana [1.1]
5  fitsidihana havana, namana, toerana: Aza hadinoina ny famangiana ny any an-tanàna [1.62#274]
Explanations in English  6  a visit [1.7#17]
Explanations in French  7  l'action de visiter, la visite, la cause [1.3#809]
8  visite [1.5#322]
Examples  9  Koa rehefa vita ny famangiana dia mody. [2.366]
10  Vitsy ihany tao anatin' ny taona iray ny famangiana na fanasana toy ireny. [2.356]

Entry (2/2)11  famangiana
Root  12  vangy
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  vola entina mamangy: Ohatrinona ny famangiana hataontsika? [1.1]
15  fitsapana alahelo an' ireo tra-pahoriana na tra-boina na mana-manjo ho mari-piaraha-miory: Rahampitso ny mpifanolo-bodirindrina no hanao ny famangiana [1.62#274]
Explanations in French  16  les cadeaux de visite [1.3#809]
17  cadeaux à l'occasion d'une visite [1.5#322]
Examples  18  Ny manan-kaja teto an-tanàna dia samy nidodododo hamangy azy sady nitondra famangiana : ondry, vorombe. [2.649]

Updated on 2020/07/31