Entry | 1 tetiarana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana |
Examples |
4 [2.48] Ambohidrapeto natao AmbohidRapeto, hoy ny tetiarana 5 [2.5] Raha marina fa tsy voalazan' io lovantsofina io izay ray aman-drenin-dRanoro - ary mahagaga izany fa zavadehibe amin' ny Hova ny tetiarana - dia mbola marina mihoatra noho izany koa fa ny feo hoe "sira" no tena nahan-dRanoro fa tsy dia ny sira mihitsy tsy akory. |
Root | 6 tety |
Synonyms | 7 tetirazana |
Article |
8 Randzavola: tetiarana ao amin' ny Baiboly (=> firazanana) |
Anagrams | 9 itaterana, tetiarana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |