Entry | tendre > tendrena (tendry) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna" Ihinanana kely [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word tendrena | ||||||||
Anagrams | tandrene, tendrena |
tendre | |||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
| ||||
|
|