|
|
|
|

Entry (1/2)1  tato
Part of speech  2  adverb, past form
Explanations in Malagasy  3  Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
Examples  4  Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4#]
5  Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59#]
6  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472#]
Elementary words  7  t~, ato
Compound words 
Tables and plates  9  All the adverbs

Entry (2/2)10  tatô
Part of speech  11  adverb
Explanations in Malagasy  12  tokoa [Sihanaka] [1.78]
Synonyms  13  tatôbe
Tables and plates  14  All the adverbs

Anagrams  15  tato, tatô, tota, tato, tatô, tota

Updated on 2023/09/21