|
|
|
|

Entry1  tokoa
Part of speech  2  adverb
Explanations in Malagasy  3  Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! [1.1]
4  Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [1.1]
Explanations in English  5  indeed, truly, certainly [1.7]
Explanations in French  6  vraiment, certainement [1.8]
Examples  7  "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293]
8  Hahita izany tokoa ialahy. [2.324]
9  Olona marobe tokoa no tazany. [2.470]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
Compound words 
Titles 
Tables and plates  17  All the adverbs

Anagrams  18  atoko, tokoa

Updated on 2023/08/11