|
|
|
|

Entry1  tapitrisa
Elementary words  2  tapitra, isa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy
Explanations in English  5  [3.1] a million
Explanations in French  6  [3.1] un million
International  7  [3.1] 1000000 ~ 1 000 000 ~ 1.000.000 ~ 1,000,000
Examples  8  [2.996] ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly;
9  [2.332] Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany.
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Tables and plates  11  The Numbers
Article  12  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Updated on 2024/12/08