|
|
|
|

Entry1  tapitrisa
Elementary words  2  tapitra, isa
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy [1.1]
Explanations in English  5  a million [3.1]
Explanations in French  6  un million [3.1]
International  7  1000000 ~ 1 000 000 ~ 1.000.000 ~ 1,000,000 [3.1]
Examples  8  ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly; [2.996]
9  Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany. [2.332]
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Tables and plates  11  The Numbers
Article  12  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Updated on 2024/10/03