Entry | 1 tany kotra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao 4 [2.117] Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy |
Examples |
5 [2.117] Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. |
Vocabulary |
6 Economy: agriculture |
Elementary words | 7 tany, kotra |
Anagrams | 8 natakotry, nitakotra, tany kotra, tinakatro, tinakotra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |