Entry (1/2) | 1 mahatanty |
Root | 2 tanty |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1] 5 maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13] |
Explanations in English |
6 to be able to endure; to be able to resist temptation [1.7] |
Explanations in French |
7 être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8] 8 résistant [1.13] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 Mahatanty |
Part of speech | 13 name (anthroponym) |
Examples |
14 Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508#125] |
Vocabulary |
15 History: individuals |
Tables and plates |
16 Full list |
Anagrams | 17 Mahatanty, mahatanty, Mahatanty, mahatanty |
Updated on 2023/01/20 |