|
|
|
|

Entry1  tantavanina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampandalovina amin' ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantavanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiovany ~ Tantavano amin' ny taratasy manify io ro be menaka io
Explanations in English  4  [1.7] to be strained; to be filtered
Explanations in French  5  [1.8] qu'on filtre
Root  6  tantavana
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  itantavanan, natantavany, nitantavana, tantavanina

Updated on 2025/01/21