Entry | 1 tantavanina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ampandalovina amin' ny tantavana; ampandalovina maninteraka ny lamba, taratasy manify: Tantavanina aloha ny rano vao sotroina raha tsy azo antoka ny fahadiovany ~ Tantavano amin' ny taratasy manify io ro be menaka io |
Explanations in English |
4 [1.7] to be strained; to be filtered |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on filtre |
Root | 6 tantavana |
Morphology |
|
Anagrams | 11 itantavanan, natantavany, nitantavana, tantavanina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |