Entry | 1 taninina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto |
Examples |
4 [2.470] Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana. 5 [2.996] taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; |
Root | 6 tanina |
Morphology |
|
Other spellings | 11 taninana |
Synonyms | 12 taninana |
Anagrams | 13 itaninan, nataniny, nitainan, nitanany, nitanina, taninany, taninina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |