|
|
|
|

Entry1  tanindrana
Root  2  indrana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Teny ilazana ny mponina rehetra amin' ny sisin-tany manodidina ny havoana marintampona afovoan' ny Nosy (jereo indrana = sisiny, manolotra ny sisiny)
Explanations in English  5  [1.7] a dweller in the coastal regions of Madagascar; cf. Tantsiraka
Explanations in French  6  [1.3] ceux qui habitent une province autre que celle où l'on se trouve
7  [1.8] habitant des régions côtières de Madagascar; cf. Tantsiraka
8  [1.5] gens de la côte
Examples  9  [2.298] Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na tanindrana na Tampatrana
10  [2.48] Ny olona izay tsy ato anaty ny Merina, fa indrindra izay monina amy ny sisintany, no atao hoe tanindrana.
11  [2.59] Ary ny tanindrana avy any antsisin-tany, raha tonga eto Antananarivo dia raisiny tsara;
12  [2.471] Efajato na dimanjato taona no efa nifampikasohan' ny tanindrana tamin' ny Vazaha, ary tany an-tsisin-tany no nisy seranana, varavarana nidiran' ny fandrosoana rehetra, nefa dia nioharan' ny Ambaniandro amin' ny lafiny rehetra ry zareo.
Analogs  13  tambany, tantsiraka

Anagrams  14  andranitan, nandranita, nandritana, natandrany, natandrina, tanindrana

Updated on 2025/02/02