|
|
|
|

Entry1  kôntinanta
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Geography: (in general)
Explanations in Malagasy  4  Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1]5  velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13]6  tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62]
Explanations in French  7  continent [1.13]
Synonyms  8  tanibe

Updated on 2020/07/31