Entry | 1 tandonaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony |
Examples |
4 [2.48] Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny tandonaka mifampizara ao izy. |
Root | 5 lonaka |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |