|
|
|
|

Entry1  tandomitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro [1.1]
Explanations in French  4  urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid [1.3]
5  urticaire, petite éruption cutanée [1.54]
6  urticaire [1.13]
Vocabulary  7  Health
Derivatives 
8  Adjectives :
Other spellings  9  taindomitra

Anagrams  10  montaditra, tandomitra

Updated on 2020/07/31