Entry | 1 tandomerina |
Root | 2 tandomitra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Voan' ny aretina antsoina hoe tandomitra, nefa koa matetika ilazan' ny olona ilay aretina mihitsy io teny io: Voan' ny tandomerina ny zanako [1.1] |
Explanations in French |
5 affecté d'une éruption cutanée provenant du froid [1.3] |
Vocabulary |
6 Health |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tandomerina |
Updated on 2023/01/20 |