|
|
|
|

Entry1  tamberim-bidy
Elementary words  2  tamberina, vidy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony [1.1]
Explanations in French  5  ristourne [1.5]
Vocabulary  6  Economy: trade

Updated on 2023/05/18