|
|
|
|

Entry1  tamberim-bidy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony
Explanations in French  4  [1.5] ristourne
Vocabulary  5  Economy: trade
Elementary words  6  tamberina, vidy

Updated on 2024/12/07