Entry | 1 takoditra |
Root | 2 hoditra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ireo zavamaniry mamody, toy ny ovy, andrahoina miaraka amin' ny hodiny; ny voanjobory na ny voanjombazaha andrahoina aman-kodiny fa tsy voasana aloha. [1.1] |
Explanations in French |
5 tubercule qu'on fait cuire avec la peau [1.3] 6 (de hoditra : écorce, épluchure). Nom des tubercules qu'on fait cuire avec leur peau. [1.196] |
Vocabulary |
7 Economy: food |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/09/14 |