Entry 1/2 takarina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanana miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa [1.1]
Explanations in French Action de chercher à causer et à manger chez les autres [1.3]
Examples 
1Raha mararin-teny, aza tia takarina. [2.69]
2Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928]
3Miendrikendrika hevitra somary saro-takarina ihany io na dia izany aza. [1.369]
Derivatives 

Entry 2/2 takarina (takatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1]
Explanations in English To be reached, to be attained to [1.7]
Explanations in French Auquel on atteint, où l'on arrive [1.8]
Examples Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928]
Morphology 
Present : takarina, takariko, takarinao, takariny, takarintsika, takarinay, takarinareo, takarin', takarin-, takarim-, takari-
Past : notakarina, notakariko, notakarinao, notakariny, notakarintsika, notakarinay, notakarinareo, notakarin', notakarin-, notakarim-, notakari-
Future : hotakarina, hotakariko, hotakarinao, hotakariny, hotakarintsika, hotakarinay, hotakarinareo, hotakarin', hotakarin-, hotakarim-, hotakari-
Imperative : takaro

Anagrams 

Updated on 2024/06/04