|
|
|
|

Entry1  tain' omby mivadika
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io)
Elementary words  4  tay, omby, mivadika

Updated on 2024/12/07