Entry | 1 tahontahona |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsotra loatra, miveravera rehefa manao zavatra, mitavozavoza, midrahodraho; manta vava [1.1] |
Explanations in French |
4 simple, maladroit, bouché, indiscret, qui révèle tout par simplicité [1.3] |
Examples |
5 Iza koa ireny, hoy I Saonina, niteny tsy tahontahona... [2.470] |
Derivatives |
|
Anagrams | 8 tahontahona, tohantohana |
Updated on 2020/07/31 |