|
|
|
|

Entry1  fitahontahona
Root  2  tahontahona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomban'ny olona mitahontahona, na midrahodraho, mitaraikiraiky
5  Fitavozavozana, fidrahodrahoana, tsy fahakingana, fitaraikiraikena: Ny fitahontahony no nanalan'ny mpampiasa azy. [1.1]
Synonyms  6  fitahontahonana

Updated on 2023/01/05