Entry | 1 tafakambana |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] |
Explanations in French |
4 [1.3#306] Qui est réuni, uni, qui sont ensemble, qui sont réconciliés |
Examples |
5 [2.508#] Ahy izao Imerina tafakambana izao, hoy izy. 6 [2.588#] Vahoaka maro be izy roa tonta no tafakambana. 7 [2.59#] Ary misaotra an'Andtra noho izany, fa tafakambana ny fanaovana sy fiheverana; |
Root | 8 kambana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |