|
|
|
|

Entry1  tafahitsoka
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Latsaka na milentika amin' ny toerana tsy ahafahana miala: Tafahitsoka ao anatin' ny fotaka ny fiara
Explanations in French  4  [1.3#254] Qui s'est enfoncé, qui a échoué, qui est dans l'embarras: Tafahitsoka ao anatin’ ny fotaka ny kalesy (La voiture s'est enfoncée dans la boue) ~ Tafahilsoka ao anatin’ ny fasika ny sambo (Le navire s’est enfoncé, a échoué dans le sable) ~ Tafahitsoka ao anatin’ ny (ahasahiranana lehibe izy (Il s’est enfoncé dans de grands embarras) ~ Tafahitsoka amin’ izany raharaha izany izy (Il s’est enfoncé, il a échoué dans cette affaire, il est dans l’embarras au sujet de cette affaire)
Examples  5  [2.245#] Tsy nahita fahasambarana fa tafahitsoka amina fahoriam-panahy tsy nandrandrainy.
6  [2.499#] Tsy te-hahita anao intsony aho, fa tafahitsoka loatra ato anatin' ny honahonan' ny fahotana!
7  [2.296#] Moa tsy tafahitsoka amin' ny fahadisoam-panantenana tsy misy hivoahana ireo mpitoky ny marina sy ny rariny sasa-niandry ny valiny eto an-tany?
Root  8  hitsoka

Anagrams  9  hafatotsika, tafahitsoka

Updated on 2025/01/21