Entry (1/2) | 1 tabataba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary [1.1] |
Explanations in English |
4 noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble] [1.2] 5 noise, racketder [1.7] |
Explanations in French |
6 bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion [1.3] 7 bruit, tapage [1.8] |
Examples |
8 Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324] 9 kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472] |
Vocabulary |
10 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 16 tabataba |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna 19 fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947 [1.1] |
Explanations in English |
20 political tumult [1.2] 21 political upheaval, civil disorder [1.7] |
Explanations in French |
22 trouble, désordre [1.3] 23 révolution, tumulte politique [1.3] 24 tumulte politique, rébellion [1.8] |
Examples |
25 Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472] |
Vocabulary |
26 Sound |
Derivatives |
|
Anagrams | 30 batabata, tabataba |
Updated on 2021/02/27 |