|
|
|
|

Entry1  sotro vokaka
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fisotroana ny rano sy ny tany nalaina tamin' ny fasan' andriana ampifangaroina, ho fianianana tsy hivadika
Examples  4  [2.508#] Mitovitovy amin' ny Velirano sy sotrovokaka ary lefona omby tany Imerina Avaradrano no nataon' ny Bezanozano
Elementary words  5  sotro, vokaka

Updated on 2024/12/07