|
|
|
|

Entry1  somebiseby
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona
miheninkenina
Explanations in French  4  [1.3#626] Joyeux, empressé, affairé, en mouvement, préoccupé: Tonga ny lohataona, somebiseby amin-dahasa ny ambanilanitra (Le peuple est Joyeusement empressé pour le travail, parce que le printemps est arrivé)
Examples  5  [2.499] Somebiseby erý Fatakamana.
6  [1.252] Ny omaly mampisento, ny ampitso mampiteby, Ka hany sisa hery miseho somebiseby!
7  [2.436] Somebiseby sy tsembo-dratsy ery, manasa vilany sy mamelona afo, andrao tratra aoriana ka tsy maharaka ilay Didy.
Root  8  sebiseby
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Names :
Synonyms  11  someby

Updated on 2025/01/21