|
|
|
|

Entry1  soa mahafiadana
Elementary words  2  soa, mahafiadana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza
Examples  5  [2.436] ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko!
Synonyms  6  soa mampiadana

Updated on 2024/12/10