Entry | 1 sirasira sakarivo am-bavanao |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Teny firarian-tsoa ataon' ny reny amin' ny zanany raha manoaka, izay azo adika hoe: Enga anie tsy ho diso sira na sakamalao ny vavanao ! |
Explanations in French |
4 [1.3#609] souhait fait par la mère à son petit enfant qui baille: que ta bouche ne manque jamais ni de sel ni de gimgembre! |
Elementary words | 5 sirasira, sakarivo, vava |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |