Entry | 1 simenitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana |
Explanations in French |
4 [1.13] ciment |
Examples |
5 [2.472] Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. 6 [2.470] Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. |
Vocabulary |
7 Economy: buildings, public works |
Other spellings | 8 siman |
Compound words |
|
Anagrams | 11 maƱeritsy, maneritsy, ministera, miraƱitse, simenitra |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |