|
|
|
|

Entry1  simenitra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: buildings, public works
Explanations in Malagasy  4  Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika [1.1]
5  Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana [1.1]
Explanations in French  6  Ciment [1.13]
Examples  7  Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472]
8  Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470]
Other spellings  9  siman
Compound words 

Anagrams  11  ministera, mirañitse, simenitra

Updated on 2020/07/31