Entry (1/2) | 1 simaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Nahafahana kely: Simaka ny nifiko [1.1] |
Examples |
4 Dia rafitra nihinana ny anao lahy, ka voan' ny farango ny molony, hany ka simaka terý [2.69#] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 10 simaka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Potiny kely avy amin' ny vatabeny: Sima-kazo [1.1] |
Explanations in French |
13 Branche arrachée d’un arbre, éclat de bois ; dont on a arraché une branche, un éclat, un morceau [1.3] 14 Branche arrachée avec un lambeau du tronc ; en horticulture : bouture à talon. [Merina] [1.196] |
Vocabulary |
15 Botany |
Compound words |
|
Anagrams | 17 kamisa, masika, mikasa, mikasà, misaka, misakà, simaka |
Updated on 2023/10/28 |