|
|
|
|

Entry1  seza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko
Explanations in English  4  [1.7] a chair
Explanations in French  5  [1.8] chaise
Examples  6  [2.472] Nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy tao.
7  [2.471] Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako.
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word seza

Anagrams  17  saze, seza

Updated on 2025/01/21