|
|
|
|

Entry1  seza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanaka fitoerana misy tongony sy fiankinana: Mipetraha eo ambony seza, tompoko [1.1]
Explanations in English  4  a chair [1.7]
Explanations in French  5  chaise [1.8]
Examples  6  Nisy latabatra sy seza ary kesika vitsivitsy tao. [2.472]
7  Hoy ilay Anglisy nipetraka tamin' ny seza teo aoloako. [2.471]
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word seza

Updated on 2023/09/16