Entry | 1 sesilany |
Elementary words | 2 sesy, lany |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona 5 Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay! 6 mitohy tsy misy elanelany [1.1] |
Explanations in French |
7 succession non interrompue, continuité 8 ininterrompu [1.3] |
Analogs | 9 Mifanindry lany, an-kisesy, mitontohitra |
Updated on 2023/10/02 |