|
|
|
|

Entry1  mitontohitra
Root  2  tontohitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany!
5  Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena [1.1]
Explanations in French  6  Continuer régulièrement, se succéder, arriver sans cesse: Mitontohitra ny asantsika (Notre travail continue tous les jours) ~ Mitontohitra ny olona mankany an-tsena (Les gens qui vont au marché se succèdent sans cesse) [1.3#729]
Examples  7  Tamin' ny taon-jato faha-13 dia nisy Eoropeana natao hoe Mareo Polo niverina avy any Shina nilaza fa misy volamena sy landy mitontohitra any Atsinanana any. [2.113#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2023/01/20