Entry (1/2) | 1 sedra |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Andrana, fitsapana zavatra mba hanamarinana ny maha-izy azy marina, ny maha-tsara na maha-sarobidy azy. [1.1] |
Explanations in English |
4 a trial 5 tried or tested [1.7] |
Explanations in French |
6 éprouvé [1.8] 7 épreuve [1.13] |
Examples |
8 Vazaha roa lahy koa, mahery fo sy sahy sedra, no nalefa nitondra basy tany Ambodivoara. [2.472] |
Derivatives |
|
Titles |
|
Entry (2/2) | 15 Sedra |
Elementary words | 16 sedra |
Part of speech | 17 name (book title) |
Vocabulary |
18 Literature: books |
Author |
19 Andriamanantena Georges |
Publishings |
20 , 1993 |
Anagrams | 21 Sedra, sedra, Sedra, sedra |
Updated on 2023/10/08 |