Entry | 1 savolaina |
Root | 2 savola |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo |
Explanations in English |
5 [1.2#563] cramped |
Explanations in French |
6 [1.3#592] qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid |
Examples |
7 [2.499] Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina! 8 [2.313] ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako. 9 [1.300] Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina. |
Anagrams | 10 asalovany, isalovana, savolaina, soavalina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |