|
|
|
|

Entry1  savolaina
Root  2  savola
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo
Explanations in English  5  [1.2#563] cramped
Explanations in French  6  [1.3#592] qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid
Examples  7  [2.499] Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina!
8  [2.313] ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako.
9  [1.300] Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina.

Anagrams  10  asalovany, isalovana, savolaina, soavalina

Updated on 2025/01/21