Entry | 1 saroro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny mandrendrika, atao mba hahazoana mamerivery dia ka hisiam-potoana hanamasahana ny tetika hamelezana: Mitandrema ianao fa olona be saroro Rangahy iny [1.1] |
Explanations in French |
4 cajoleries trompeuses, action de tromper par la ruse, de gagner adroitement du temps, de sonder [1.3] |
Examples |
5 Dia niady fo nanady sy nanenona ny alika, fa mbola tsy nahalala ny saroro nataon' ny kary ihany. [2.69#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 safary |
Other spellings | 12 sarory, sororo |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word saroro |
Updated on 2021/10/13 |