Entry (1/3) | 1 saramba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 tovovavy [Taimoro]
[1.1#864] 4 tovovavy, vaton-jazavavy [1.13] |
Explanations in French |
5 jeune fille [1.13] |
Examples |
6 Eo daholo ny lehibe na ny manafo na ny saramba. [2.436#] |
Entry (2/3) | 7 saramba |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Ny ankamaroan' ny olona, ny be sy ny maro (matetika no ampiarahina amin' ny hoe "be" izy amin' ity hevitra ity: sarambabe): Tsy olom-bitsy fa ny sarambaben' ny olona mihitsy no mihevitra toa ahy ny amin' io [1.1] |
Explanations in French |
10 foule, multitude, réunion 11 grand espace [1.3#579] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 13 saramba |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in French |
15 (au sens général : foule, multitude, réunion nombreuse ; mais ce nom vient peut être de sara et amba : de qualité inférieure, moins recherché). Potamogeton javanicus Hassk. (Potamogetonaceae). Nom malgache et identité d'après Descheemaeker (1975). On l'applique en grandes compresses aux enfants qui font de la fièvre. Voir aussi somotrahahaza, volonkotona. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
16 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2023/09/14 |