Entry (1/4) | 1 sara |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 bikana [Tambahoaka]
[1.78] |
Entry (2/4) | 4 sara |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [Taisaka]
[1.78] 7 Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana 8 Vola nomena taloha ny mpanao fanafody 9 (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana [1.1] |
Explanations in English |
10 the fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [1.7] |
Explanations in French |
11 loyer pour usage; prix d'un billet de train [1.8] 12 Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature [1.196] |
Derivatives |
|
Analogs | 18 Haba, hofan-toerana, vidin-toerana |
Compound words |
|
Entry (3/4) | 23 sara |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes : 26 Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques. [Sakalava] 27 Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [Taisaka] [1.196] |
Vocabulary |
28 Botany 29 Religions, Beliefs |
Scientific name |
|
Entry (4/4) | 31 Sarà |
Part of speech | 32 name (biblical) |
Explanations in English |
33 Sarah [2.996] |
Explanations in French |
34 Sara [2.996] |
Examples |
35 Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty. [1.38] |
Vocabulary |
36 Holy Scriptures |
Synonyms | 37 saraha, saraha |
Biblical quotes | 38 Chapters and verses mentioning Sarà |
Tables and plates |
39 Full list |
Article |
40 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà |
Anagrams | 41 rasa, sara |
Updated on 2023/06/17 |